|
|
|
|

Teny iditra1  fandrahonana
Fototeny  2 rahona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanombanana: Jereo ity fandrahonan' ny orana ka andeha hody
5 Rahom-bava: Tsy matahotra ny fandrahonanao aho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a threat [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 menace [1.3#499, 1.8]
Ohatra  8  Ka hita fa teny fandrahonana ataon'ilay montana, hoy ny Komandy. [2.895#]
9  Nifaninjitra teo ny fifonana sy ny fandrahonana mandritry ny hateloana. [1.437#]
10  fandrahonana fotsiny io taratasy io ", hoy ilay 3 voninahitra anankiray; [2.357#]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 fanandrohana, fandrahonana, 13 fandronahana, 14 fanondrahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02