|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fandraka tohanam-pively |
| Singan-teny | 2 fandraka, 3 tohana, 4 fively |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Fiasana fandrafetana na fanefena, izay andoahana na anaovana lalatra kely amin' ny hazo na amin' ny vy: Ento aty ny fandraka handoahako ity hazo
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|