|
|
|
|

Teny iditra1  fandrambo
Fototeny  2 rambo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mandrambo, manisy somotraviavy amin' ny lamba na akanjo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Ce à quoi on met ordinairement des franges, manière de les mettre [1.3#504]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12