|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fandramby
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 tanana [Taisaka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  4 [Mod. s. from mandramby (ramby).] The hand. (Prov.) [1.2]
Voambolana  5  Haiaina

Teny iditra (2/2)6  fandramby
Fototeny  7 ramby
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9 Fomba entina mandramby, maka amin' ny vava [1.1]

Fivaditsoratra  fandramby, 10 fandrimba

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12