|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fandranoka
Fototeny  2 ranoka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny zavatra na olona mandranoka, efa osa izaitsizy [1.1]

Teny iditra (2/2)5  fandranoka
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 taova fihary ranoka [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  8 glande [1.13]
Voambolana  9  Haiaina

Fivaditsoratra  10 fanandroka, fandranoka, 11 fandronaka, 12 fanondraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12