|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fandravana |
| Fototeny | 2 rava |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanimbana, fandevonana, faniongorana; famahana, fampisaritahana, fanasaratsarahana, fampihahana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 [Rel. s. from mandrava (rava).] In Imerina it means some great calamity or epidemic.
[Merina]
[1.2] 6 the act of tearing down, destruction [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 action de démolir; destruction
[1.8] |
| Kamban-teny rehetra | 8 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 10 fandravana |
| Fototeny | 11 rava |
| Sokajin-teny | 12 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
13 Tuesday
[Provincial]
[1.2] |
| Voambolana | 14 Fotoana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|