|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fandray
Fototeny  2 ray
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mandray: Hotely tsara fandray
5 Azo raisina amin' ny tanana: Tsy fandray ny baolina raha milalao kitra [1.1]

Teny iditra (2/2)6  fandray
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny anglisy  8 a species of caterpillar. [1.2]
Voambolana  9  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Kamban-teny rehetra  10 fandray vovobony

Fivaditsoratra  11 afindra, fandray, 12 fiandra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09