|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fandrebirebena |
| Fototeny | 2 rebireby |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fitarihana hivilivily lalana, fanadalana: Misy mitaona anao hiasa fa hahazo vola be, hono, ianao: fandrebirebena anao tsy hianatra tsara izany
5 Fanolikolena, famitahana amin' ny hevitra manodoka: Mampanantena paradiso eto an-tany ireo olona ireo; aza mina izany fa fandrebirebena fotsiny izany [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 the act of causing embarrassment, the act of troubling someone
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 action d'embarrasser, de troubler
[1.8] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|