|
|
|
|

Teny iditra1  fandrefy
Fototeny  2 refy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mandrefy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 ce qu'on peut mesurer, manière de mesurer [1.3#521]
6 appareil de mesure [1.13]
Ohatra  7  Samy diso fandanja sy diso fandrefy: ka iza àry no itokianao sy itokian' ny olona hahalala ny marina? [2.296#]
Kamban-teny rehetra  8  Fikambanana 4 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09