|
|
|
|

Teny iditra1  fandrendrehana
Fototeny  2 rendrika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fandatsahana ao anaty rano mba tsy ho afa-mipoitra intsony, fandentehana: Tsy zavatra mora ahory ny fandrendrehana sambo iray
5 Fanempoana: Orinasa lehibe ny fandrendrehana akoram-by mba hahazoana vy
6 Fampiokoana, fampikomiana: Sazy lehibe no anafaizana izay tratra manao fandrendreham-bahoaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 l'action de faire fondre, la fonte, l'instrument pour faire fondre, le lieu [1.3#524]
Ohatra  8  Dia ny fandrendrehana ny sisa sy ny fanatsoriahana azy; [2.366#]
9  Ny memy ho an' ny volafotsy, ary ny fatana fandrendrehana ho an' ny volamena; [2.996#]
Kamban-teny rehetra  10 vilanibe fandrendreham-by

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09