Entry | 1 fandriana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 andry |
Morphology |
|
All compound words | 6 11 words containing fandriana |
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Anarana enti-milaza izay rehetra ampiasaina hatao fatoriana, na tsihy izany na kidoro na farafara |
Explanations in English |
8 [1.2] a bed, bedding. 9 [1.7] a bed |
Explanations in French |
10 [1.8] lit |
Examples |
11 [2.470] Mbola kelikely ny heriny ka ny fandriana sy ny ondana no nanjary sakaizany tsy foiny; 12 [2.472] Ny fandriana amin' ny alina dia lapa be eo an-tsisin' ny saha. |
Vocabulary |
13 Economy: household items |
Synonyms | 14 farafara |
Proverbs | 15 Proverbs containing the word fandriana |
Article |
16 Randzavola: fandriana ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 17 afandrany, fandirana, fandriana, fiandrana, nidrafana |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |