|
|
|
|

Entry (1/2)1  fandriandry
Part of speech  2  noun
Root  3  fandry
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Toetoetra, fomba fandehan-javatra, na tsara na ratsy: Hijery ny fandriandrin' ny raharaha no nahatongavako

Entry (2/2)5  fandriandry
Part of speech  6  noun
Explanations in Malagasy  7  [1.78] [Tanala] fitsotsorana, tsotsotra mba haka aina

Updated on 2024/12/11