|
|
|
|

Entry1  fandrodana
Part of speech  2  noun
Root  3  rodana
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina manjera amin' ny tany, mandrava
Azo arodana
Explanations in French  5  [1.3#542] Ce qu’on peut renverser, manière de renverser
Examples  6  [2.996#] Mandra-pahoviana no hiantorahanareo amin' olona, mba hiarahanareo mandrodana azy, toy ny fandrodana tamboho mitongilana, tahaka ny manda efa mihotsaka?

Updated on 2025/07/29