Entry | 1 fandrokidrokiana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fanambatambazana mba hahazoana tombontsoa; famalifaliana mba hanambakana; fanolikolena, fanojikojena, fanangolena: Tsy naharitra ny fandrokidrokian' ny sakaizany izy ka niala tamin' ny raharahany |
Root | 4 rokiroky |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |