Entry | 1 fandrora |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fomba entina mandrora Azo rorana: Tsy fandrora, hono, ny tay maina fa mankarary tenda |
Explanations in French |
4 [1.3#548] Ce qu’on peut cracher, manière de cracher |
Examples |
5 [2.996#] ilay olona fandrora amin' ny tavany aho. |
Root | 6 rora |
Anagrams | 7 fandrora, forandra |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |