|
|
|
|

Entry1  fandroritana
Part of speech  2  noun
Root  3  roritra
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Fanintonana, fitarihana: Tsy nisy nahita ny fandroritany azy tamin' ny sandriny
Fanenjanana: Samy nanao izay afany ny an-daniny sy an-kilany tamin' ny fandroritana ny tady
Fanalavana, fanitarana: Tsy tsara ny fandroritana ny teny rehefa miady hevitra
Famivitana: Fanaon' ny mpampianatra ny fandroritana ny sofin' ny mpianatra raha maditra
Explanations in French  6  [1.3#549] L’action de tirer, l’instrument
7  [1.13] traction, étirage
Examples  8  [2.470#] Novelomina ny ompiompy kely madinika ka nanahiranan-tena ny fandroritana tsikobokobondanitra sy ny fanangonana taimanjinina an-tavy.

Anagrams  9  fandroritana, nafandrotray

Updated on 2025/08/10