|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fandroronana
Fototeny  2 rorona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fietrena laharana, fitambotsorana: Ny fanambadiana olona noheverina ho ambany razana noho ny tena no natao taloha hoe fandroronana
5 Fihenana: Efa tsapany ny fandroronan' ny heriny noho ny taonany
6 Fironana miankandrefana, fihilanana: Tamin' ny fandroronan' ny masoandro no niverenanay nody [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 action de se marier avec des personnes d'une caste inférieure [1.3#549]
Voambolana  8  Fifandraisana: fianakaviana
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)10  fandroronana
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny frantsay  12 (de rorona : action de se mésallier, de s'abaisser en épousant quelqu'un d'une caste inférieure ; c'est aussi le nom qu'on donne aux os de seiche employés en thérapeutique populaire). Nom d'une Fabaceae non identifiée. On l'emploie, associée aux os de seiche écrasés, à la préparation d'un onguent contre les brûlures. [Taisaka] [1.196]
Voambolana  13  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02