|
|
|
|

Teny iditra1  fanefena
Fototeny  2 tefy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanamboarana vy na metaly hafa ho zavatra fampiasa
5 Famolavolana: Tsy mora ny fanefena ny toe-tsaina amam-pon' ny ankizy hatramin' ny fahakeliny, izay tsy maintsy atomboka hatreo omin' ny fianakaviana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 l'action de forger, de fabriquer, l'instrument, la cause, le lieu [1.3]
7 forge [1.13]
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02