|
|
|
|

Entry1  fanendrikendrehana
Part of speech  2  noun
Root  3  endrikendrika
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Filazana ho nataon' ny hafa ny ratsy tsy nataony, fanosoran-dratsy; fanombotombohana
Explanations in French  5  [1.3] l'action de calomnier
Examples  6  [2.285] Raha azo lazaina fa misy ambaratonga ny lainga, dia ny fanendrikendrehana no tampon-dohan' ny ratsy indrindra.
7  [2.296] na fihetsika ivelany saingy miafina amin' ny olona fihatsarambelatsihy na fahafihinam-bava, fanendrikendrehana na fahafoizan-tena.

Updated on 2025/07/29