|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 faneno |
| Fototeny | 2 neno |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Feon' ny zavatra maneno: Mahafinaritra ny fanenon' itỳ armonia itỳ
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 manière de retentir
[1.3#451] |
| Ohatra |
6 Notsindriko ny faneno teo am-baravarana.
[2.4#]
7 Hafahafa faneno sy somary tokam-peo izay kosa, ny "matin' iraka. [2.470#] 8 Ataoko "deka" ianao - hoy ny Governora - Fantatrao va izao teny frantsay tsara faneno, voagasy izao? [2.270#] |
| Voambolana | 9 Feon-kira: (amin' ny ankapobeny) |
| Kamban-teny rehetra | 10 fanenoalina |
| Fivaditsoratra | faneno, 11 foneña |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|