|
|
|
|

Teny iditra1  fangalarana
Fototeny  2 halatra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fakana zavatr' olona tsy an-drariny, fametsifetsena zavatr' olona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 L’action de voler, les instruments, les moyens pour [1.3#209]
Ohatra  6  Ivelan' izany anefa, dia tsapany teto fa misy koa mpifehy toby mahita fomba fangalarana azy manokana. [2.472#]
7  Nalaza loatra ny haratsian' ireo jiolahy tao ireo fa sady nanararaotra ny tsy fifankazahoan' ny Sakalava sy ny taty Imerina izy no efa za-draharaha amin' ny fangalarana sy famonoan' olona rahateo koa dla nanampatra ny hasiahany. [2.895#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12