|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/6) | 1 fangaoka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
3 a kind of bird.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 nom d'une espèce d'oiseau.
[Tankarana]
[1.19] |
| Voambolana | 5 Haibiby: vorona |
| Teny iditra (2/6) | 6 fangaoka |
| Fototeny | 7 haoka |
| Sokajin-teny | 8 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 Fomba entina mandoaka, mandavaka
10 Azo loahana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 A native hairbrush
12 any small instrument used in giving a smooth surface to pottery ware. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 instrument pour polir la poterie fraîche
[1.3] 14 qui sert à fouiller, à râcler [Tankarana] [1.19] |
| Teny iditra (3/6) | 15 fangaoka |
| Fototeny | 16 haoka |
| Sokajin-teny | 17 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
18 Sotrobe lany fia
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
19 Grande cuillère usée par le service
[1.3] |
| Teny iditra (4/6) | 20 fangaoka |
| Fototeny | 21 haoka |
| Sokajin-teny | 22 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
23 Kinga amin' ny hafetsena; fatratra raha hangaroka ny hevitra na ny an-karomiafin' ny sasany
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
24 Roué; habile à pénétrer la pensée, le secret
[1.3] |
| Teny iditra (5/6) | 25 fangaoka |
| Fototeny | 26 haoka |
| Sokajin-teny | 27 mpamaritra |
| Fanazavàna teny anglisy |
28 perverse, stubborn, unmanageable, intractable
[1.2] |
| Teny iditra (6/6) | 29 fangaoka |
| Sokajin-teny | 30 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
31 an imprecation invoking the entire loss of property, as: Hitondra fangaoka an-tranony anie iny zavatra nangalariny iny, May his theft bring on him the ruin of all his property.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
32 Imprécation : Hitondra fangaoka any an-tranony anie iny ! (Que cette chose volée porte la ruine dans sa maison !)
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 33 afangoka, fangaoka, 34 fangoaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|