Entry | fangaronana (harona) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fisavana zavatra ao amin' ny miafina: Tokony hofaizina mafy ny fangaronam-paosy eny an-tsena Fitondrana hanina any am-bava amin' ny tanana: Fomban' ny ankizy ny fangaronan-tanana, rehefa mihinana [1.1] | |
Proverbs | Proverbs containing the word fangaronana | |
Updated on 2023/01/20 |