|
|
|
|

Entry (1/2)1  fangejana (geja)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Famatorana mafy, fangiazana, famihinana, fanerena, fitanana [1.1]
Explanations in French  4  L’action de serrer, de tenir, de contraindre, la cause [1.3#196]
5  Oppression [1.13]
Examples  6  Amin' ireny fangejana be dia be ireny, iza no hiadiana? [1.369#]
7  Miaraka amin' ny fangejana ny toekarena ny famoretana ny fisainan' ny olona sy ny fanendahana azy amin' ny maha izy azy [2.606#]
Compound words 

Entry (2/2)9  fangejana
Part of speech  10  noun
Vocabulary  11  Technology
Explanations in French  12  Frettage [1.13]
Synonyms  13  famatorana

Updated on 2023/09/09