|
|
|
|

Teny iditra1  fanginana
Fototeny  2 gina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsy fitenenana, fikombonam-bava: No tsy valianao ny fiampangana anao? Mitory anao sahady ny fanginanao [1.1]
Tovy hevitra  5 fahanginana

Fivaditsoratra  6 fanangany, fanginana, 7 faningana, faningàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27