|
|
|
|

Entry1  fangirihana
Part of speech  2  noun
Root  3  hirika
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fandoahana: Fangirihana hazo
Fitadiavana hahalala izay ao am-pon' ny sasany: Fangirihana ny hevitrao no nanaovany izany fanontaniana izany
Faniriana mafy haharo: Fangirihana an' io fanaka io no nisamborany vola

Anagrams  5  fahangirina, faharingany, fangirihana

Updated on 2025/07/29