|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fangirika
Fototeny  2 hirika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mangirika, mandoaka, na mitady hahalala izay ao ampon' ny hafa [1.1]

Teny iditra (2/2)5  fangirika
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 fitaovana kapohina fanaovana lavaka kely amin'ny rindrina [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  8 tamponnoir [1.13]
Voambolana  9  Fitaovam-piasana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12