|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fangitakitahana |
| Fototeny | 2 hitakitaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fitepotepoana mafy, fientanam-po
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 La palpitation, l'émotion
[1.3#252] |
| Ohatra |
6 Miteraka fahabangana sy fangitakitahana anaty eo amin'ny olona izany toe-javatra izany.
[2.606#]
|
| Voambolana | 7 Ontam-po |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|