|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  fangotsohana
Fototeny  2 hotsoka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanaintainana [1.1]
Tovy hevitra  5 fangotsongotsohana

Teny iditra (2/4)6  fangotsohana
Fototeny  7 hotsoka
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9 Entina milaza olona tsy azo kasihina noho ny hasiahany
10 Fetsy holoka. Fetsy [1.1]

Teny iditra (3/4)11  fangotsohana
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13 Bibikely karazana fanday fahita eny amin' ny ravin-javatra toy ny rotra na ny tanantanana ka manaikitra ary mahavoa ny tandomerina ny lainy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  14 [Rel. s. from mangotsoka (hotsoka).] An insect with very prickly hairs. [1.2]
Voambolana  15  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Teny iditra (4/4)16  fangotsohana
Fototeny  17 hotsoka
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny frantsay  19 (de hotsoka : douleur violente des organes profonds) Préparation qu'absorbaient certains lutteurs avant le combat. Elle était censée favoriser l'apparition de douleurs chez l'adversaire et les empêcher, au contraire, chez celui qui la buvait. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  20  Finoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12