|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fania |
| Sokajin-teny | 2 Tsy lazaina |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fomban' ny olona mania, diso lalana, mivily amin' izay tsy izy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 faninana
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 action de concourir, émulation. § faninànana.
[Tankarana]
[1.19] |
| Teny iditra (2/2) | 6 fania |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 Liane qu'on écrase avec de l'eau pour préparer un poison de pêche (d'après Samat). Peut-être une autre prononciation pour fangy .
[Sakalava]
[1.196] |
| Voambolana | 9 Haizavamaniry |
| Fivaditsoratra | 10 afina, 11 anifa, fania, 12 fiana, fi~ana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|