|
|
|
|

Teny iditra1  fanidiana
Fototeny  2 hidy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanaovana izay tsy hahafahan' ny varavarana mivoha; fisakanana na fandrarana tsy ahazoa-mandeha [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 fermeture [1.13]

Fivaditsoratra  6 andifiana, fanidiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12