|
|
|
|

Teny iditra1  fanilihana
Fototeny  2 ilika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanosehana hihataka, fampihatahana; famindrana voina, fanesorana tsy ho isany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 L’action de pousser vers, l’instrument, le lieu, celui sur qui on rejette [1.3#278]
Ohatra  6  Aza ny maty tsy miteny foana, Raondriana, no atao fanilihana sy atao zoron-trano fiolahana. [2.587#]
7  Efa ho lava ny fanosihosena sy ny fanilihana ary ny famitahana azy ka tsy soa ho azy ve ny mijery izay hasiany ny tongony? [1.369#]

Fivaditsoratra  fanilihana, 8 fihilanana, 9 lany fanahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12