|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanilisily |
| Fototeny | 2 silisily |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba entina manilisily na tsy manome afa-tsy kely bitika:
5 Mahotsikaiky itý fanilisilinao ny zavatra omenao ny mahantra [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|