|
|
|
|

Entry1  fanimpitony
Part of speech  2  adverb [Full list]
Root  3  impito
Morphology 
4  Simple :
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Famerenana asa iray hatramin' ny impito: Fanimpitony izao no nakany io fanadinana io nefa mbola tsy afaka foana izy
Explanations in French  6  [1.3] pour la septième fois
Examples  7  [2.996] Ary nony fanimpitony, dia hoy izy:

Updated on 2025/07/29