Entry (1/2) | 1 faninakinaka |
Root | 2 hinakinaka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina mikapoka mafy: Nampihomehy ny nijery ny faninakina-dRakoto ny zaza [1.1] |
Explanations in French |
5 celui qui mérite les coups, manière de battre [1.3] |
Entry (2/2) | 6 faninakinaka |
Root | 7 hinakinaka |
Part of speech | 8 adjective |
Explanations in Malagasy |
9 Tokony hovelezina mafy: Ny zaza maditra toy itony no faninakinaka [1.1] |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |