Entry | 1 faninganana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fanavahana: Tsy tiako ny faningananao ny zanako amin' ny be sy ny maro fa aoka izy hiaraka amin' ny mpianatra rehetra Tsy fanaovana ohatra ny be sy ny maro, fiavahana; tsy fitovizana amin' ny rehetra: Mahasosotra ny faninganan-dRangahy io amin' ny be sy ny maro |
Explanations in French |
4 [1.3] L'action de faire aller seul, d'aller seul, la cause |
Root | 5 singana |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |