|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 faninina |
| Fototeny | 2 fanina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Atao fanina, mandraingiraingy: Nofanininy tamin' ny teny henjana variraraka aho
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to be made giddy
6 to be detained; to be strictly investigated. [1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|