|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanipahana |
| Fototeny | 2 tsipaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fandakana; fanosehana amin' ny tongotra
5 Fandavana, fanoherana: Mahagaga ahy ny fanipahanao ny hevitro, kanefa nifanaraka ihany ny hevitsika hatramin' izay [1.1] |
| Fivaditsoratra | 6 fanapihana, fanipahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|