|
|
|
|

Teny iditra1  fanipy
Fototeny  2 tsipy
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina manipy
5 Azo atsipy, fanary: Fanipy any amin' ny fanariam-pako itony gazety mpilelaka itony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 projection [1.13]
Voambolana  7  Matematika: rafitsary
Tovy hevitra  8 fanipazana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17