|
|
|
|

Teny iditra1  fanirakiraka
Fototeny  2 irakiraka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Olona ampanaovina ny irakiraka rehetra, na ao an-tokantrano na any amin' ny toeram-piasana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a messenger boy [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 planton, messager [1.8]
Mpanahaka  7  tongotrolona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02