|
|
|
|

Entry1  faniratsira
Part of speech  2  noun or adjective
Root  3  tsiratsira
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina maniratsira, tsy manaja, manivaiva, manevateva
Azo tsiratsiraina, tevatevaina
Examples  5  [2.996#] Indro hianao efa nataoko kely eo amin' ny firenena dia faniratsira indrindra.

Anagrams  6  faniratsira, fitsirarana

Updated on 2025/01/21