|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 faniratsirana |
| Fototeny | 2 tsiratsira |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanaovana tsinontsinona, fanesoana, famotsifotsiana, fanevatevana: Tsy tantiko ny faniratsirana an' i dada toy ireny nataonao ireny
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 disdainful speaking
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 action de mépriser, parole dédaigneuse
[1.8] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|