|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  faniriana
Fototeny  2 iry
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fitadiavana hahazo na hanana, fitsitsiritana: Tonteraka ny faniriako [1.1]
5 vetsovetso mba hanao na hanana zavatra iray tsy eo ampelatànana [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  6 a desire, a wish [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 désir, souhait [1.8]
8 envie [1.13]
Voambolana  9  Ontam-po
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)11  faniriana
Fototeny  12 tsiry
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14 Fitsimohana, fitomboana: Amin' ny lohataona no fanirian' ny ahitra [1.1]

Fivaditsoratra  faniriana, 15 firianana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17