|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fanitso |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 karazana metaly fanafoana trano na anaovana siny...
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 zinc
[1.2, 1.7] 5 galvanized iron, especially roofing [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 zinc
[1.8, 1.13, 1.5] 7 fer galvanisé, spécialement pour toiture [1.8] |
| Isam-pirenena |
8 Zn
[3.1] |
| Ohatra |
9 fanitso ny ankamaroan' ny tafo sy ny rindrina.
[2.445]
10 Nosoloana fanitso ny tafo tani-manga efa simba. [2.356] 11 Maro efitra malalaka tsara izy sady misy fitaratra mazava no mitafo fanitso. [2.332] |
| Voambolana | 12 Simia |
| Kamban-teny rehetra | 13 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
14 Fisokajiana miherina |
| Teny iditra (2/2) | 15 fanitso |
| Sokajin-teny | 16 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
17 an herb, Justicia haplostachya, And.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
18 (de itso : vert, et au sens figuré : jeune, vigoureux, fécond) Nom donné à des plantes à croissance rapide. Notamment :
19 Justicia haplostachya (Nees) T. Anderson (Acanthaceae) [Merina] 20 Melanthera madagascariensis Baker (Asteraceae). Grande plante herbacée des lieux humides. [Sihanaka] [1.196] |
| Voambolana | 21 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 24 afontsy, fanitso, 25 fiantso, 26 fotsina, 27 nafotsy, 28 tsofina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|