Entry | 1 fanjakan' i Baroa |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] fanjakana entina mpitondra rainazy ka samy manao izay tiany ny vahoaka |
Explanations in English |
4 [1.2] [fanjakana baroa] A state of lawlessness |
Explanations in French |
5 [1.3] anarchie, la cour du roi Pétaud |
Examples |
6 [2.503] Arofanina avokoa ireny, dia arofanina mba tsy hianjerana amin'ny fanjakan' i Baroa. |
Elementary words | 7 fanjakana, Baroa |
Synonyms | 8 fanjakana raban-tsahona |
Updated on 2024/12/10 |
![]() |