|
|
|
|

Teny iditra1  fanjanahantany
Singan-teny  2 fanjanahana, 3 tany
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 fakana tanin' olona ho fananan' ny tena na ho eo ambany fahefan' ny tena tsy aratsitrapony [1.1]
6 fomba vaovao entin'ny mpanjanaka mba hiarovany ny tombontsoany [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  [fanjanahan-tany] 7 néocolonialisme [1.13]
8 colonisation, colonialisme [1.66]
Voambolana  9  Pôlitika

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11