|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  fanjava
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 vola [Sihanaka] [1.78]
4 Vola [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 riches, money, wealth [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 ancien nom de la piastre (monnaie d'argent) en pays sakalava. [Sakalava] [1.196]
Ohatra  7  Refa afaka fanjava telo zey ny setroko an-traŋo, de nanjary lelahy be. [1.406#]

Teny iditra (2/4)8  fanjava
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10 volana (manazava alina) [Taimoro] [1.78]
11 volana [1.1]
12 fotoana mitovy amin'ny faharetan'ny fihodinan'ny volana amin'ny tany [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  13 The moon [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  14 mois lunaire [1.13]
Voambolana  15  Fotoana
Kamban-teny rehetra  16 diam-panjava

Teny iditra (3/4)17  fanjava
Fototeny  18 java
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny malagasy  20 volana, teny [Bara] [1.78]

Teny iditra (4/4)21  fanjava
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny anglisy  23 a charm or medicine for colic [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  24 Préparation qu'on administre contre les douleurs abdominales et les coliques
25 (voir odi-kibo et odi-mandalo) [Sakalava, Mahafaly] [1.196]
Voambolana  26  Finoana 27  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17