|
|
|
|

Entry1  fanjavonana
Part of speech  2  noun
Root  3  zavona
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fotoana fisian' ny zavona; fisian' ny zavona: Anisan' ny tokony hampitandrina ny mpitondra fiara ny fanjavonana
Fandosirana na tsy fahitana olona na zavatra foana eo: Zava-mahatalanjona ahy ny fanjavonan' ny bokiko teto ambony latabatra

Updated on 2025/07/29