|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanjelatra |
| Fototeny | 2 jelatra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba na toetran' ny zavatra mandefa hazavana mitsoriaka toa tselatr' afo:
5 Nanaitra ny fanjelatr' ilay tainkintana nianjera tamin' ny taona 1977 [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|