|
|
|
|

Teny iditra1  fanjohian-kevitra
Singan-teny  2 fanjohiana, 3 hevitra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 fomba fiasan'ny saina manaraka lalana alohan'ny hahatongavana any amin'ny fehinkevitra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 raisonnement, démarche [1.13]
Voambolana  7  Filôzôfia
Tovy hevitra  8 fizohin-kevitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11